×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: TAMIN INY LALANA INY A C: RA-EDDY ---LES TYPHONS--1978

@TAMIN'INY LALANA INY (A/C: RA-EDDY)---LES TYPHONS--1978
Album : "Les Typhons – Hiantafika Hao / Tamin'Iny Lalana Iny" Label:Discomad – 466 834 Format:Vinyl, 7", 45 RPM (45 tours) Country Prod :Madagascar---Made In Madagascar (Novelomin' ny tarika Nary Arthur ihany koa taty ao aoriana) ============== Hono hoa? Tamin’iny lalàna iny Teny an-tanan’olon-kafa Ianao no tazako Saika hiantso aho, Hanonona ny anaranao ny vavako Nefa tampoka, Ny molotro hisokatra noferako Ka nijanona aho, Navadiko im-pito aloha ny lelako Fa raha iny aho ? No avy dia nanatona eo anilanao Nanahoana moa ? No tokotokony ho fihetsikao Fa raha iny moa ? No natsofoko amy tananao ny tanako Satria ianao..... Efa nanaiky ny hiara-dalàna amiko Malalako taloha No ilazako anao Ho namako indray ianao Manomboka izao anio izao Hono hoa? Tamin’iny lalàna iny Teny an-tanan’olon-kafa Ianao no tazako Saika hiantso aho, Hanonona ny anaranao ny vavako Nefa tampoka, Ny molotro hisokatra noferako Ka nijanona aho, Navadiko im-pito aloha ny lelako (3)

13

2
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2021-09-23 13:28:42 GMT by @LES-TYPHONS--1978 on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 13 Likes which are higher than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @LES-TYPHONS--1978 receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 2 comments which are higher than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @LES TYPHONS 1978